-Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana -Ny alin’ny 17 Febroary 2026, tranom-barotra iray teo amin’ny Route Centrale Farafangana no nisy namaky ka nahaverezana vola mitentina 6.000.000 Ariary sy entam-barotra manodidina ny 4.000.000 Ariary. -Nanao ny fanadihadiana ny Polisimpirenena ka fantatra ireo jiolahy
