SAINTE-MARIE : MOTO MIISA 25 TSY MANARA-DALANA NOTAZONIN’NY POLISY NANDRITRA NY “OPÉRATION LUMIÈRE”

-Notanterahina ny alin’ny 02 martsa 2026, ny hetsika “Opération Lumière” nokarakarain’ny Polisimpirenena ao amin’ny Kaomisaria Sainte-Marie. -Ity hetsika ity dia natao taorian’ireo lozam-pifamoivoizana matetika vokatry ny tsy fisian’ny jiron’ireo moto sasany mivezivezy amin’ny alina. Vokatr’izany, moto miisa 25 no notazomina