– Nisongadina tamin’ny alalan’ny Diabe ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Zon’ny Vehivavy taona 2026, izay notanterahina tetsy Anosy, Antananarivo. – Vehivavy sy fikambanam-behivavy maro avy amin’ny Andrim-panjakana sy sampandraharaham-panjakana, ary koa ireo solontenan’ny vehivavy avy amin’ny Faritra 24
