– Ady amin’ny halatra isan-karazany. – Ny Alahady 08 martsa 2026 alina, nandritra ny fisafoana nataon’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny « Poste de Police Avancé » Soavina Atsimondrano teny Ambodirano no nifanahetra tamina roalahy sy vehivavy iray nanosika moto teny an-dalambe izy
