– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. – Ny alin’ny 08 Martsa 2026, nandritra ny fisafoana teny amin’ny manodidina an’Andravoahangy sy Anjanahary, dia nisy lehilahy iray voasambotra tao amin’ny lalan-kely iray tao Mahavoky noho ny fanaovana sinto-mahery finday. – Ny 09 Martsa
