🤝 Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka. 🔎 Tsy mitsahatra mikaroka hatrany ny fomba fiasa mahomby hanomezana tolotra fandriam-pahalemana mifanandrify amin’ny takian’ny vahoaka ny Polisimpirenena. đź“… Alakamisy 12 Martsa 2026 : nivory tetsy amin’ny kaomisaria foibe Tsaralalana ireo tompon’andraikitra rehetra eo anivon’ny
