– Ady amin’ny tsy fandriampahalemana. – Nihevi-tena ho tsy tratrin’ny aloka kanjo tratrin’ny alok’akoho nangalariny ireto jiolahy ireto rehefa nifanena tamin’ny Polisy manao fisafoana alina. – Ny marainan’ny Alahady 15 Martsa 2026 tamin’ny 03 ora, tao anatin’ny “Operation Mahomby »
