– Ady amin’ny tsy fandriampahalemana – Ny alin’ny Talata 17 Martsa 2026 alina, nanao hetsika manokana hanenjehana an’ireo mpanendaka sy mpanao sinto-mahery mampikaika ny mpivezivezy amin’ny alina eny amin’ny manodidina an’ Analakely sy Ambodifilao ny Polisimpirenena. -Efa betsaka ny fitaraina
