– Ady amin’ny kolikoly. -Ao anatin’ny fanatanterahana ireo laharam-pahamehana sy paikady ara-politika entina hiadiana amin’ny kolikoly eo anivon’ny Polisimpirenena dia notanterahina ny atrik’asa iray natokana ho amin’ny famantarana sy famakafakana ireo olana mety hiteraka kolikoly, ary koa ny fitadiavana vahaolana
