Voatendry ho Minisitry ny Filaminambahoaka ny Inspecteur General de Police ERICK MICHEL. Mirary soa azy hahavita be amin’ny adidy lehibe iandraiketany ho an’ny Firenena.
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
Voatendry ho Minisitry ny Filaminambahoaka ny Inspecteur General de Police ERICK MICHEL. Mirary soa azy hahavita be amin’ny adidy lehibe iandraiketany ho an’ny Firenena.
– Natomboka teto Antananarivo nandritra ny roa andro eny amin’ny Fitaleavana misahana ny fikarohana sy fampiofanana mitohy (DRFC) eny Antanimora, ny 24 – 25 Martsa 2026 ny atrikasa momba ny ady amin’ny kolikoly ho an’ireo lehibena sampandraharaha ao amin’ny Minisiteran’ny
– Fisorohana mialoha ny fandikan-dalàna sy fanabeazana ny tanora. – Nanatanteraka fanentanana momba ny fisorohana ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy sy mahavavy (VBG) ho an’ny mpianatra ny Polisy avy ao amin’ny CSPD Manjakandriana ny 24 Martsa 2026. – Ny mpianatra