– Notanterahina ny 29 Martsa 2026 teny amin’ny Fasan’ny Mahery fo (Mausolée Avaratr’Ambohitsaina), tany Moramanga ary tetsy Ambohijatovo ny fametrahana fehezam-boninkazo ho fahatsiarovana ireo mahery fo izay namoy ny ainy ho an’ny fahafahan’i Madagasikara 79 taona lasa izay, ny 29
