– Ady amin’ny asan-jiolahy. – Nanao hetsika manokana hiadiana amin’ny asan-jiolahy sy hanafoanana ny tsy fandriam-pahalemana hatrany ny Polisimpirenena ao amin’ny Faritra Boeny. Tranga roa samihafa no voavaha taorian’ny fandraisan’andraikitra haingana natao. – Tao Mahavoky Nord, ny 27 martsa 2026,
