-Tontosa ny 22 Aogositra 2025 tao Nosy Be ny lanonana famaranana ny fiofanana momba ny ady amin’ny heloka bevava an-dranomasina, izay niarahana tamin’ny Interpol. – Polisimpirenena miisa 22 no nahavita ny fiofanana ary nisy ihany koa ny fanolorana mari-pankasitrahana ho
