-Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana -Vokatry ny famotorana lehilahy iray tratra nangalatra moto teny Ankadimbahoaka ny 15 febroary 2025lasa teo dia nanoro ireo mpiray tsikombakomba aminy, amin’ny fandraisana sy fivarotana ireo entana halatra io jiolahy io. -Teny Anosibe, Anosy ary Ampefiloha
