Fivorian’ny OMC tao Amboasary Avaratra, Anjozorobe ary tao Amborontarakely, Ankazobe

Lapan’i Mahazoarivo – 21 aprily 2024 – Nohon’ny trangana fangalana olona an-keriny mitohy ataon’ireo jiolahy ato amin’ny distrikan’i Anjozorobe sy Ankazobe dia namory ny OMC taty Amboasary Avaratra sy Amborontarakely ny Praiministra, Lehiben’ny Governemanta Ntsay Christian niaraka tamin’ireo ministra tomponan’antoka

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HIADIANA AMIN’NY KOLIKOLY/ BIANCO : NISONGADINA NY MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

✅️ Nisongadina ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka tamin’ny fifaninanana roa sosona izay nokarakarain’ny BIANCO. 🎖🏅 Teo amin’ny fifaninana 🎬 horonan-tsary fohy izay mivohy ny ady atao amin’ny kolikoly dia nahazo mari-pankasitrahana ny Polisimpirenena. 🏆Nahazo ny laharana voalohany kosa ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka teo

FIFIDIANANA FILOHAMPIRENENA

✅️ Tonga nanao ny adidiny amin’ny maha-olom-pirenena azy, tao amin’ny biraom-pifidianana tao amin’ny EPP Ambolamena, Commune BONGATSARA Antsimondrano, ny Ministry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa. 🎤 Tamin’izany no nanambarany fa mizotra araka ny tokony ho izy