FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAMBAHOAKA ATSIMO ANDREFANA : NOTOKANANA SY NOSOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY KAOMISARIAN’NY DISTRIKA VAOVAO AO BEROROHA

– Polisimpirenena manakaiky ny Vahoaka – Notanterahina ny Zoma 05 Desambra 2025 teto Beroroha Antampontanana, Faritra Atsimo Andrefana, ny fitokanana ny Kaomisarian’ny Filaminambahoaka vaovao. Ity fotodrafitrasa ity dia natao indrindra mba hahafahan’ny vahoaka misitraka tolotra fandriam-pahalemana maharitra, amin’ny maha faritra

AMBATONDRAZAKA : JIOLAHY ROA ANATY TAMBAZOTRA MPANAO FANAFIHANA MITAM-PIADIANA MIHARO HERISETRA LAVON’NY BALAN’NY POLISIMPIRENENA, DIMY AZO SAMBO-BELONA

– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana – Manoloana ireo trangana tsy fandriam-pahalemana sy fanafihana nisesisesy tao Ambatondrazaka dia nametraka paikady manokana nahafahana mifehy izany sy nisambotra ireo olon-dratsy ny Polisimpirenena ao an-toerana. Nisy ny fiaraha-miasa akaiky teo amin’ny sampandraharahan’ny Fikarohana fandikan-dalàna