SEKOLIM-MPIRENENA AMBONY HO AN’NY POLISY (ENSP) IVATO / NIVOAKA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY IREO COMMISSAIRE DE POLICE MIISA 30 SY OFFICIER DE POLICE MIISA 48 AVY AMIN’NY ANDIANY MENDRIKA

– Notanterahina ny 13 Desambra 2025 tao amin’ny Sekolim-mpirenena Ambony ho an’ny Polisy (ENSP) Ivato ny lanonana famoahana amin’ny fomba ofisialy ireo Polisy miisa 78 mianadahy mitondra ny anarana andiany MENDRIKA rehefa nahavita niatrika ny fiofanana nandritra ny roa taona

MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA : TONTOSA NY FIFAMINDRAM-PITANTANANA TEO AMIN’IREO TALE VAOVAO VOATENDRY ETO ANIVON’NY MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA, SY NY FANDRAISANA NY FITANTANANA HO AN’NY TALE JENERALY LEFITRY NY POLISIMPIRENENA

– Notontosaina androany 12 Desambra 2025 tetsy amin’ny foibem-pitantanan’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka etsy Anosy ny fifamindram-pitantanana teo amin’ireo Tale vaovao voatendry eo anivon’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka nandritra ny filankevitry ny Minisitra ny Alatsinainy 8 Desambra 2025 teo. – Tonga nanome voninahitra ny

FILAZANA FIKAROHANA: RABESOELINA Lanto

– Ity olona ity dia manan- draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Service Central des Affaires Criminelles na ny Brigade Criminelle 2eme Section (BC2) Anosy na hiantso

EKIPAM-PIRENENA MALAGASY ANKOAY EO AMIN’NY TARANJA BASKET 3×3 : NITSIDIKA SY NITONDRA FANKAHEREZANA AZY IREO NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA IZAY NISOLO TENA NY FILOHAN’NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKAN’NY MADAGASIKARA MIALOHAN’IREO LALAO IZAY NATAO ANDROANY KA NAHAZOANA NY FANDRESENA

– Tonga nitsidika ny ekipam-pirenena Malagasy Ankoay, eo amin’ny taranja basketball 3×3, tao amin’ny Radisson Blue izay ivondronan’ireo mpilalao ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL Wouli Soumah Idrissa, ny 07 Desambra 2025, izay nisolo tena