TOAMASINA : NITETY IREO TOBY SY BIRAO MISY NY POLISIMPIRENENA NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA, NANKAHERY IREO MPIARA-MIASA ARY NANOME TOROMARIKA AMIN’NY FIATREHANA HATRANY NY ASA.

– Tonga nitsidika sy nihaona mivantana tamin’ireo Polisimpirenena ao Toamasina ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL, ny 25 Febroary 2026. – Nandritra ny fitsidihana dia nankahery ireo mpitandro filaminana miasa eny ifotony izy, ary nanamafy

📅Ny 25 febroary 2026,  notohizana ny hetsika tolo-tanana notanterahin’ny FIVAPOVA Nasionaly ho an’ireo Polisimpirenena sy ny fianakaviany niharam-boina nandritra ny rivodoza farany teo, tao Toamasina. 🟢Natomboka tamin’ny fitsidihana ny akanin’ny Masera mitaiza ireo olona manana fahasembanana ny hetsika, nitarika ny

NITONDRA FANAMPIANA SY TOLO-TANANA HO AN’IREO POLISIMPIRENENA NIHARAM-BOINA TAO TOAMASINA NANDRITRY NY FANDALOVAN’NY RIVODOZA GEZANI NY FIVAPOVA

-Polisimpirenena mifanampy amin’ny sarotra -Notanterahana ny 24 febroary 2026 tao Toamasina ny fitsidihana sy fanolorana fanampiana nataon’ny FIVAPOVA Nasionaly (Fikambanan’ny Vady Polisy sy Polisy Vavy) sy ny FIVAPOVA Atsinanana ho an’ireo Polisimpirenena sy ny fianakaviany tra-boina taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Gezani.

DRSP VAKINANKARATRA : NANATANTERAKA HETSIKA FAMPIANARANA SY FANENTANANA HO AN’IREO MPAMPIASA LALÀNA NY POLISIMPIRENENA TAO ANTSIRABE, TAFIDITRA ANATIN’NY HETSIKA “OPERATION MAHOMBY”.

-‎Fandaminana ny fifamoivoizana sy ho fisorohana ny lozam-pifamoivoizana -‎Nanatanteraka fidinana ifotony teny an-dalambe ireo Polisimpirenena ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Vakinankaratra, izay notarihin’ny Talem-paritry ny Filaminambahoaka Vakinankaratra sy ireo mpiara-miasa aminy, nahitàna ny Kaomisaria Foibe Antsirabe ary ny CSP1 Ambohimena.