Ady amin’ny asan-jiolahy ✅Ny 07 jolay 2025 maraina, jiolahy 02 no maty nandritra ny fifampitifirana tamin’ny Polisin’ny Unité d’Intervention Rapide ao Toliara, teny amin’ny lalana mankany amin’ny Oniversiten’i Maninday. Tonga hisambotra ireto olon-dratsy ireto ny Polisy rehefa nahazo loharanom-baovao avy
