NIDITRA TAMIN’NY ANDRO FAHAROA NY FIKAONANDOHAM-PIRENENA TANTERAHIN’NY POLISIMPIRENENA MALAGASY KA TENY AMIN’NY SEKOLIM-PIRENENA AMBONY HO AN’NY POLISY (ENSP) IVATO NO NANAOVANA IZANY

– Niroso tamin’ny andro faharoa, ny 03 Martsa 2026 ny Fikaonandoham-pirenena izay ataon’ny Polisimpirenena. Teny amin’ny Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy (ENSP) Ivato no nanatanteraka ny dinika sy ady hevitra ireo mpizaika amin’izany. – Voasolo tena avokoa ny laharam-boninahitra rehetra