-Ady amin’ny halatra isan-karazany sy ny asan-jiolahy. -Nisehona trangana vaky trano ny atoandron’ny 06 martsa 2026 tao amin’ny tokan-trano iray etsy Avarabohitra Soavimasoandro ka fitaovana informatika sy fitaovana fampiasaina amin’ny fandraisam-peo no very. -Nametraka fitoriana teny anivon’ny Polisimpirenena ao amin’ny
