-Izany no teny filamatra nanokafana ny fankalazana ny Fetin’ny Vehivavy, izay natomboka androany 04 Martsa 2026, tamin’ny alalan’ny Fotoam-pivavahana sy hetsika samihafa tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahan-tena sy ny Kolontsaina Mahamasina. – Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny vadin’ny Filohan’ny Fanavaozana
