– Ireto olona ireto dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona avy hatrany ny Kaomisarian’ny Distrikan’ny Moromanaga na hiantso ireto laharana finday ireto : – 034 05 998
