FIVORIAN’IREO TOMPON’ANDRAIKITRA AMBONY MITANTANA NY FIBAIKOANA ENY ANIVON’NY HERY VONJY TAITRAN’NY POLISY (FIP) MANERANA AN’I MADAGASIKARA

✅ Fijerena ny lafiny maha-olona, ady amin’ny tsy fandriampahalemana, fangaraharàn’ny fitantanan-draharaham-panjakàna, ady amin’ny kolikoly ➡️ Natomboka ny 03 Aprily 2025 tao amin’ny Fitaleavana misahana ny Fikarohana sy Fiofanana Mitohy etsy Antanimora ny fivorian’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Polisimpirenena izay mitantana

02 Aprily : Andron’ny Zandarimariam-pirenena

👉 Notontosaina androany Alarobia 02 Aprily 2025 tao amin’ny Toby RATSIMANDRAVA Andrefanambohijanahary ny Andron’ny Zandarimariam-pirenena raha ny teto Antananarivo Manokana. ✅ Tonga nanotrona sy nanome voninahitra izany lanonana izany ny Filohan’ny Antenimieran-doholona, ny Jeneraly RAVALOMANANA Richard ; ny lehiben’ny Mariboninahi-pirenena,