– Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny « Service Central des affaires réservées, ao amin’ny Polisy ekonomika ANOSY, na ihany koa hiantso ireto laharana finday ireto :
-034.79.340.34
-034.47.039.02
– Toy izao ny momba azy :
– ANARANA : RAFALINIRINA
– FANAMPINY : Rado Fabien
– TOERANA NAHITANA AZY FARANY : FARITRA ITAOSY
– ANTONY : FISOLOKIANA SY FIVADIHAM-PITOKISANA.
– FAMPAHATSIAHIVANA : Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.
FILAZANA FIKAROHANA: RAFALINIRINA Rado Fabien
