🎯 Lehilahy iray no tratran’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Kaomisarian’ny Boriborin-tany faha 6 niaraka tamina « batteries » ana fiara miisa roa ny 11 febroary 2025 tamin’ny 2 ora maraina teny amin’ny Fokontany Ambatolampy. Tsy misy taratasy ary tsy voazavany ny fiavian’ireto
