👮Nanomboka androany 22 Desambra 2024 ny fidirana ho an’ireo Mpianatra ho Polisy andiany faha 27 sokajy « Officier de Police » raha ny Alahady faha 15 Desambra 2024 lasa teo no niditra ny sekoly ho an’ireo sokajy « Commissaire de
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
👮Nanomboka androany 22 Desambra 2024 ny fidirana ho an’ireo Mpianatra ho Polisy andiany faha 27 sokajy « Officier de Police » raha ny Alahady faha 15 Desambra 2024 lasa teo no niditra ny sekoly ho an’ireo sokajy « Commissaire de
👮♂️Voasambotra Polisy miasa ao amin’ny CSP7 67ha ny faha 17 Desambra 2024 lasa teo ny telolahy amin’ireo « bande de 8 » rehefa nanaovana velam-pandrika. 👉Raha hiverenana ny zava-nisy, dia fitarainana maro no efa voaray teo anivon’ny Polisy momba azy
👮Tontosa ny 20 desambra 2024 ny lanonana lehibe famoahana ireo mpiofana tao amin’ny Sekoly Ambonin’ny Zandarmariam-pirenena ao Moramanga. 👉Nitarika ny lanonana tamin’izany ny Minisitra Delegea miadidy ny Zandarmariam-pirenena, ny Général de Corps d’Armée RAKOTONDRAZAKA Andriatsarafara, natrehin’ny Komandin’ny Zandarmariam-pirenena ny Général
🤝Vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny Fanjakana malagasy sy ny Fikambanana Iraisam-pirenena misahana ny Fifindra-monina (OIM na Organisation Internationale pour les Migrations) dia nahazo fampitaovana indray ny Polisimpirenena ho fanatsarana ny fitantanana ny fanaraha-maso ny fifindra-monina eny amin’ny sisitany. 👉Rafi-pitantanana angon-kevitra
✅Ao anatin’ny fametrahana ny fandriam-pahalemana amin’ireo faritra maro manerana ny nosy ny Polisimpirenena amin’izao ankatoky ny fety izao ka hetsika maro, fidinana ifotony sy fisafoana no tanterahin’ny Polisy. 👮Ny 12 desambra dia andian-jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana nikasa hanafika tamin’iny faritry
✅Nisokatra tamin’ny fomba ôfisialy androany teto amin’ny Kaominina ambanivohitr’Andekaleka, Distrikan’i Brickaville, Faritra Atsinanana ny fanombohana amin’ny fomba ôfisialy ny taom-pambolen-kazo 2024-2025, teo ambanin’ny fitarihan’ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina. Lohahevi-dehibe ifantohan’izany hetsika hiarovana ny tontolo iainana izany ny hoe :
✅Notontosaina androany teto amin’ny Toby Inspecteur Général de Police Amady Augustin, Sekolim-pirenena ambonin’ny Polisy (ENSP) eto Mamory Ivato ny lanonana ara-panjakana telo sosona. Voalohany tamin’izany, ny famindram-pibaikoana teo amin’ny Talen’ny ENSP teo aloha, sy ny Tale vaovao, ny Commissaire Divisionnaire
👉 Ity olona ity dia manana raharaha eny anivon’ny Polisimpirenena koa hiangaviana izay mahafantatra azy io mba hanantona ny « COMMISSARIAT DE SÉCURITÉ PUBLIQUE DU TROISIÈME ARRONDISSEMENT » ANTANINANDRO na hanantona ny Polisimpirenenana akaiky anao na hiantso ny laharana finday : 📱034
👮Androany Alahady faha 08 Desambra 2024, tamin’ny 9 ora maraina ny fidirana ho an’ireo Mpianatra sokajy » Agent de Police » raha ny faha ny 24 Novambra 2024 lasa teo no niditra ireo Mpianatra sokajy » Inspecteur de Police « ,
👮Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena amin’ny fanenjehana ireo mpifoka sy mpivarotra zava-mahadomelina. Lehilahy iray no tra-tehaka teo am-pivarotana rongony teny Ampasika ny 04 desambra 2024. 👉Nahitana fonosana miisa 102 teny aminy rehefa natao fisavana. Taorian’ny famotorana dia natolotra ny
👮Voasoroky ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny DRSP ANDROY ny halatra omby saika hatao ary vaky nandositra ireo dahalo tao MAHAVELO, AMBOVOMBE ny 04 desambra 2024. 👉Tamin‘ny 10 ora alina no naharay antso avy ao amin’ny Fokontany MAHAVELO, CU AMBOVOMBE ny
👉Nisy ny fihaonana teo amin’ny Solombavambahoaka voafidy tao Morondava, Andriamatoa HAJA Resampa Ramanohy sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy sy ny avy ao amin’ny Polisimpirenena ao Morondava sy ny FIVAPOVA, izay notarihin’ny Talem-paritry Filaminam-bahoaka ao Menabe, ny Commisaire Divisionnaire de Police