DPE – STUP

👉Ady amin’ny fiparitahan‘ny zava-mahadomelina dia manohy ny hetsika hamongorana an’ireo mpamatsy, mpivarotra sy ny mpanjifa ny Polisimpirenena. 👮Nahitam-bokany izany, ka lehilahy miisa 03 no voasambotra; ny lehilahy roa tratra tetsy Antsahameva izay mbola nahitana rongony Skunk 30 fonosana. Ny lehilahy

DRSP DIANA: BFP Antsiranana

👮Fanentanana momba ny Herisetra Mifototra amin’ny Maha-Lahy sy Maha-Vavy (VBG) ao amin’ny BFP Antsiranana 👉Nanatanteraka fanentanana tao amin’ny « Institut Supérieur Nord Madagascar » ny Polisin ‘ny BFP (Brigade Féminine de Proximité) Antsiranana ny 29 novambra 2024 lasa teo. Ny tanjona dia

DRSP ANALAMANGA/BFP ANTANANARIVO

FIZARANA LAHARANA FINDAY AHAFAHANA MIANTSO NY POLISY 👉Nanomboka androany 03 Desambra 2024, ka teny Analakely sy ny manodidina ny hetsika fizarana ireo laharana finday ahafahana miantso ny Polisy raha misy tranga tsy fandriampahalemana sy ireo karazana loza maro samihafa mety

DPE/STUP

👮Olona miisa 5 no voasambotry ny Polisin’ny STUP ny 26 novambre 2024. Ny iray teny Andoharanofotsy ary ny 4 teny amin’ny Fasan’ny karana. 👉Naharay loharanom-baovao marim-pototra ny Polisy miasa ao amin’ny STUP Anosy fa misy olona mivarotra sy mifoka rongony