1️⃣ Ny 09 jolay lasa teo dia miisa 02 ny dahalo lavon’ny balan’ ny FIP tao Maintirano raha saika nanafika tanàna iray tany an-toerana niaraka tamin’ny namany . 2️⃣ Ny 11 jolay indray dia jiolahy 02 indray efa gaigilahy amin’ny
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
1️⃣ Ny 09 jolay lasa teo dia miisa 02 ny dahalo lavon’ny balan’ ny FIP tao Maintirano raha saika nanafika tanàna iray tany an-toerana niaraka tamin’ny namany . 2️⃣ Ny 11 jolay indray dia jiolahy 02 indray efa gaigilahy amin’ny
Nohararaotin’ity olon-dehibe 77 taona ity ny zazavavy kely 08 taona manana fahatarana ara-tsaina ka nanamparany ny filan-dratsiny . Rehefa nozahan’ny Mpitsabo ilay zazavavikely dia fantatra fa nisy nanolana . Nandray ny andraikiny avy hatrany ny Polisy teny an-toerana ary nikaroka
Tonga nanolotra solosaina miisa 20 ho an’ny Akany Fitaizana zaza kamboty beazina ao Ambatolampy ny Orinasa SIKA izay isoloan’ny MADECASSE tena eto Madagasikara ny alahady 09 Jolay 2023. 🕴️🤝Tonga nanolotra izany ny Filoha Tale Jeneralin’ny orinasa, Andriamatoa David mivady, ary
MDN – MSP : NOMEN’NY TAFIKA FITAOVAM-PIADIANA HOENTINA MIADY AMIN’NY ASAN-JIOLAHY NY POLISIM-PIRENENA ✅️ Tontosa tetsy amin’ny Toby RAZAFINDRAZAKA Berthin Antanimora ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny Tafika malagasy sy ny Polisim-pirenena amin’ny fanomezana fitaovam-piadiana sy vanja ho an’ny Polisy entina miady
CYBERCRIMINALITE – FANAOVANA SARIMIHETSIKA MAMOAFADY : NY ZANANY LAHIKELY SY NY RAHAVAVINY IHANY NO MANATONTOSA IZANY ✅️Mpirahavavy izy 02 ireto ary ilay zokiny manan-janaka lahikely 05 taona . Nifanaraka izy ireo fa hanao sarimihetsika mamoafady ilay zazalahy kely sy ity
CSP 7 – MOTO VERY KA HITA INDRAY : ASAINA NY TOMPONY HAKA AZY ETSY AMIN’NY KAOMISARIA 67 HA ?Vao avy lavitra ilay mpangalatra moto dia nahita ny fametrahana sakana nataon’ny Polisy tetsy amin’ny rocade ka lasa izy nandositra fa
USI – POLISY MIARO SY MANAMPY VAHOAKA : JIOLAHY MITAM -BASY SAIKA HANAO FANAFIHANA TETSY ANDRONDRA , LAVON’NY BALAN’NY POLISY IZY IREO ✅️ Mahery vaika ny fifandonana nisy teo amin’ny Polisy sy ireo Jiolahy mitam-basy saika hanao fanafihana tokantrano iray
FIARAHABANA NAHATRATRATRA NY TAONA 2023 : NY MINISITRA SY IREO LEHIBEN’NY POLISIM-PIRENENA NO MANATONA MIARAHABA SY MIRARY SOA IREO POLISY ANY AMIN’NY TOERAM-PIASANY ?♂️?♂️Toy ny isan-taona dia apetrak’ Andriamatoa Minisitry ny filaminam-bahoaka ho soatoavina ny fidinany miaraka amin’ny staff miarahaba
CSP3 -CSP7 – FISAFOANA ANATY ELAKELAN-TRANO : LEHILAHY MIISA 02 TRATRA NIARAKA TAMIN’NY ANTSY LAVA ✅️ Teo am-panaovana fisafoana teny amin’ny elakelan-tranon’Ampandrana iny ny Polisy no tafahoana tamin’ity mpanendaka niaraka amin’ny antsy lava lela ka dia noraisim-potsiny ity olon-dratsy .
ENIAP ANTSIRABE : NAPETRAKA TEO AMBANY FANEVA IREO MPIANATRA HO AGENTS SY INSPECTEURS ANDIANY « MAHEFA » ✅ Anio Talata 27 Desambra 2022 no napetraka eo ambany faneva ireo mpianatra ho Polisy Inspecteurs sy Agents de Police any Antsirabe rehefa nahavita ny
DRSP ANALAMANGA – FIVAPOVA – FANKALAZANA NY FETIN’NY NOELY : TSY NANADINO IREO ZANAKA SY VADINA POLISY MATY AM-PERIN’ASA FA NANOME FANOMEZANA HO AZY IREO ??? Mbola maro ireo zanaka Polisy kamboty tsy tafiditra eny amin’ny akany saingy tsy nohadinoin’ny
ENSP IVATO – ANDIANY REHAREHA : 49 MIANADAHY NIVOAKA HO COMMISSAIRES SY OFFICIERS DE POLICE ✅️ Rehefa nahavita ny fiofanana nandritra ny 02 taona izy 49 mianadahy dia natao androany ny lanonana famoahana ho Polisy azy ireo izay nitondra any