đźââïžPolisy manao fanamiana sivly ary manao fisafoana amin’ny hariva no nahita ireo telo lahy mijorojoro manao fihetsika hafahafa manara-maso mpandeha an-tongotra tetsy amin’ny arrĂȘt bus 67 ha atsimo akaiky ny ravitoto â ïž Rehefa nanatona azy ireo ny Polisy dia nirifatra
