👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny fiarovana ny fananan’ny olona
🏍️ Lehilahy mpangalatra moto raindahany iray no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny CSP 03 Antaninandro, ny 19 Oktobra 2026, taorian’ny nahatratrarana azy niaraka tamin’ny moto.
👮♂️ Araka ny fanadihadiana sy ny fijerena ny sary avy amin’ny fakantsary fanaraha-maso, dia Kymco G5 Megafi nangalariny teo amin’ny parking Andravoahangy.
🔎 Raha ny fantatra dia mampiasa fanalahidy maro be sy « passe-partout » izy ary mitety fiantsonana mba hangalatra moto fotsiny.