Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka ✅Ny 11 jolay 2025 maraina, vehivavy iray 24 taona no teraka zazalahy teo anoloan’ny Kaomisaria Analamahintsy. An-dalana andeha hiteraka ho any amin’ny toeram-pitsaboana ity vehivavy ity sy mpitondra azy no tsy tody tany intsony
