đ Ireto olona hita aminâny sary ireo dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ao amin’ny SERVICE CENTRAL DE LUTTE CONTRE LA CYBERCRIMINALITE . Koa hiangaviana izay mahafantatra azy ireo na mahalala ny toerana misy azy mba hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky indrindra na ihany koa iantso ny laharana finday ireto :
âïž 034 05 703 76 (CybercriminalitĂ©)
âïž034 02 330 16 na 032 02 330 16 (Commissariat de SĂ©curitĂ© Publique Morombe)
â
ïž Toy izao ny momba azy ireo :
Ny raim-pianakaviana :
đ ANARANA : RESENTO
đ FANAMPINY : Galtien
đ TERAKA TAMIN’NY : 09 Janvier 1968 tao Tsiloakarivo
đ TAONA : 58 taona
Ny renim-pianakaviana:
đ ANARANA : FANJARA
đ FANAMPINY :
đ TERAKA TAMIN’NY : Vers 1983 tao Mampanarivo
đ TAONA : 43 taona
Ireo zanany :
đ ANARANA : RESENTO
đ FANAMPINY : Bien Venue
đ TERAKA TAMIN’NY : 12 fĂ©vrier 2004 tao Mampanarivo
đ TAONA : 22 taona
Sy
đ ANARANA : RESENTO
đ FANAMPINY : Charles
đ TERAKA TAMIN’NY : 02 juin 2000 tao Ambahikily
đ TAONA : 26 taona
đ ADIRESY NAHITA AZY IREO FARANY : MAMPANARIVO, COMMUNE RURALE TANANDAVA STATION, DISTRICT MOROMBE.
đ ANTONY : Fikambanana sy firaisana tsikombakomba aminâny famokarana sy fivarotana horonan-tsary mamoafady misy zaza tsy ampy taona (production, vente, diffussion de vidĂ©o pedopornographie en ligne).
đŁ FAMPAHATSIAHIVANA :
đźââïž Ny Polisimpirenena dia manome toky fa hijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba ireo olona manome vaovao.

