– Zaza iray manodidina ny 03 taona no hita teny Ampasika, ka tsy mbola fantatra ny ray aman-dreniny sy ny toerana fonenany.
– Efa eo am-pelatanan’ny Polisy ao amin’ny CNMED na ny Sampan-draharaha iombonan’ny mpitandro ny filaminana ilay zaza, ary natolotra ny Centre d’Accueil d’Urgence ao Isotry, izay handray an-tanana azy mandra-pahitana ny fianakaviany.

 

AMPASIKA : ZAZA 03 TAONA HITA, MITADY NY RAY AMAN-DRENINY.

Vous pourrez aussi aimer