– Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hampandreha avy hatrany ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisarian’ny Filaminambahoaka ao Sainte-Marie amin’ny laharana:
– 034 05 529 84.
– Toy izao ny momba azy :
– ANARANA : FALINIRINA
– FANAMPINY : Nalson Odon
– TAONA : 32 taona
– DATY SY TOERANA. NAHATERAHANA : 07 Janoary 1994 tao Sainte-Marie.
– ASA : Agent de Banque.
– TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Masiakandongo Ambodifotatra, Sainte-Marie
– ANTONY : Fivadiham-pitokisana, halatra, hosoka ary fampiasana taratasy hosoka.
– FAMPAHATSIAHIVANA : Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny olona rehetra manome vaovao.

 

FILAZANA FIKAROHANA: FALINIRINA NALSON ODON

Vous pourrez aussi aimer