📅 Notanterahina ny 25 Aprily hatramin’ny 03 Mey 2026 tao amin’ny Complexe Sportif d’Ampisikina, Mahajanga, ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja basketball N1A, ho an’ny vondrona B.
🥇 Nivoaka ho mpandresy ny ekipan’ny COSPN nandritra ity fifaninanana ity rehefa nandresy ny ASCUM Boeny tamin’ny isa 91 – 55 tamin’ny lalao famaranana natao omaly.

FIFANINANANA BASKETBALL N1A – VOKATRA TSARA HO AN’NY COSPN

Vous pourrez aussi aimer