👉 Ity olona hita amin’ny sary ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ao amin’ny SERVICE RÉGIONAL DE LA POLICE JUDICIAIRE (SRPJ )SAMBAVA . Koa hiangaviana izay mahafantatra azy na mahalala ny toerana misy azy mba hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky indrindra na ihany koa iantso ny laharana finday ireto :
☎️ 032 67 206 37
☎️032 52 973 65
✅️ Toy izao ny momba azy :
👉 ANARANA : RANDRIAMANANTENA
👉 FANAMPINY : Gildas
👉 TERAKA TAMIN’NY : 31 août 1984 tao Antsiranana
👉 TAONA: 42 taona
👉 ADIRESY NAHITA AZY FARANY : ANALAMANDROROFO SAMBAVA
👉 ANTONY : fivadiham-pitokisana sy fangalarana angona sy antontan-taratasy ary fampiasana taratasy hosoka.
📣 FAMPAHATSIAHIVANA :
👮♂️ Ny Polisimpirenena dia manome toky fa hijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba ireo olona manome vaovao
FILAZANA FIKAROHANA: RANDRIAMANANTENA Gildas
