– Ity olona voalaza etsy ambany ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Inspection Generale de la Police Nationale. Noho izany, dia iangaviana izay rehetra mahafantatra azy na mahalala ny toerana misy azy mba hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky azy, na hiantso ity laharana finday ity : 038 14 495 82
– MOMBAMOMBA AZY :
– Anarana : RABOANA
– Anarana fanampiny : Fenomanjato Luciano
– Daty sy toerana nahaterahana : 11 febroary 1984 tao Befelatanana TANA IV
– Zanak’i : RABOANA Lucien Roland sy RAVAOARISOLO Thérèse De L’Enfant Jesus
– CIN : 101 211 167 285 natao ny 09 avril 2002 tao TANA I
– Adiresy farany : LOT H 20 TER Manandona lmerimanjaka Ambohijanaka
Antananarivo Atsimondrano
– Antony : Fanaovana hosoka, firaisana tsikombakomba tamin’ny fanaovana hosoka sy ny fikasana handositra, ary fikambanan-jiolahy. (Faux, Complicité de faux, Complicité de tentative d’évasion, Association de malfaiteurs)
– FAMPAHATSIARIVANA :
Ny Polisimpirenena dia manome toky fa hajaina sy hotazonina ho tsiambaratelo ny mombamomba izay olona manome vaovao momba ity olona karohina ity.

 

FILAZANA FIKAROHANA: RABOANA FENOMANJATO LUCIANO

Vous pourrez aussi aimer