👮️ Fisorohana sy fanabeazana ho fiarovana ny ankizy sy ireo olona marefo Notanterahin’ny Polisy miasa ao PMPM Toliara ny alarobia 22 Aprily 2026 tao amin’ny kaominina Ankililoaky, Distrika Toliara II, ny hetsika “école des parents” natao ho an’ireo Raiamandrenin’ny mpianatra
