📅 Nanatanteraka fivoriana, ny Zoma 22 Mey 2026 ireo tomponandraikitra sy ny mpitantana hanatanteraka ny fanadinana fihodinana faharoa, amin’ny fifaninanana hidirana ho « ElĂšve Agents de Police » miisa 500 taona 2025.
‎🔈Hotanterahina ny Alakamisy 28 May sy ny Zoma 29 May 2026 ny adina ambava sy ara-panatanjahatena amin’izany ary efa vonona avokoa ireo lamina rehetra.
‎📍Nitarika izany ny Lehiben’ny Sampandraharaha foibe fandraisana mpianatra ho Polisy, ny Commissaire Divisionnaire de Police, RAKOTONOMENJANAHARY Henri Fidimalala.
📣 Entanina hatrany ireo mpiadina mba hanomana tsara ny fihodinana faharoa amin’ireo adina am-bava sy adina ara-panatanjahantena

FANADINANA HIDIRANA HO MPIANATRA POLISY AMIN’NY FIHODINANA FAHAROA HANDRAISANA MPIANATRA HO POLISY TAONA 2025 : VONONA NY LAMINA REHETRA MOMBA IZANY

Vous pourrez aussi aimer