– Karohin’ny Polisimpirenena ity olona voalaza eto ambany ity. Koa iangaviana izay rehetra mahafantatra azy na mahalala ny toerana misy azy mba hanatona ny biraon’ny Polisimpirenena akaiky indrindra, na hampandre avy hatrany ny Poste de Police Avancé Ampefiloha.
– Momba azy :
Anarana : RAMANANTENASOA
Fanampiny : Perline
Daty nahaterahana : 19 Mey 1999 tao La Maternité Mandrosohasina
Ray : RANDRIANASOLO Edmond
Reny : RAVAOARISOA Georgine
Adiresy farany fantatra : Ambodofiakarana III, trano tsy voafaritra.
Laharan’ny CIN : 118 392 000 372, navoakan’ny Distrikan’Antsirabe II tamin’ny 21 Septambra 2018 tao Antsirabe II.
– Antony ikarohana : Favadiham-pitokisana (Abus de confiance).
– Fampahatsiahivana : Raha sendra hita na fantatra ny toerana misy azy dia iangaviana hampandre avy hatrany ny Poste de Police Avancé Ampefiloha na ny biraon’ny Polisimpirenena akaiky indrindra.
– Laharana azo antsoina : 034 07 517 09
– Manome toky ny Polisimpirenena fa hijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba izay rehetra manome vaovao hanampy amin’ny fikarohana.

 

FILAZANA FIKAROHANA: RAMANANTENASOA PERLINE

Vous pourrez aussi aimer