Ity olona hita amin’ny sary ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena. Koa hiangaviana izay mahafantatra azy na mahalala ny toerana misy azy mba hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky indrindra na ihany koa iantso ny laharana finday ny Paositry ny Polisy eo Ampefiloha :
PPA 01 : 034 07 517 09
– Toy izao ny momba azy :
– ANARANA : RABETSAROANA
– FANAMPINY : Hajatiana
– ADIRESY NAHITA AZY FARANY : LOT VN 16 Ambohitsiroa
– CIN : 101221074645
– ANTONY : Halatra vola 16.000.000 Ariary
– FAMPAHATSIAHIVANA : Ny Polisimpirenena dia manome toky fa hijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba ireo olona manome vaovao.

 

FILAZANA FIKAROHANA:RABETSAROANA HAJATIANA

Vous pourrez aussi aimer