– Raha ny tranga hita sy voaporofo dia maro amin’ireo heloka mamoafady izay hanaovana fanadihadiana no olona akaiky no mahavita izany.
– Mila mailo hatrany, haraho maso ny zaza na lahy na vavy.
– Efa misy ny sehatra anabaka ahafahana manome vaovao na manao fitorohana ireo karazana herisetra rehetra misy : www.vbg.pn.gov.mg
– Sahia mitoroka sy mampilaza ny manam-pahefana raha ilaina.
HERISETRA ARA- NOFO, FANOLALANANA : SAHIA MITOROKA
