CSP8 ANALAMAHITSY: FANKASITRAHANA POLISY MENDRIKA

CSP8 ANALAMAHITSY : NAHAZO FANKASITRAHANA TAMIN’NY LEHIBENY ILAY POLISY NAMONJY OLONA LANAKY NY HANOHANANA Andro vitsivitsy lasa izay, dia nisy nanaparitaka tamin’ny tambazotran-tserasera FB ny Polisy iray nanampy olona iray lanaky ny hanohanana hitany teny anaty tanàna nandritra ny fisafoana