FARITRA MATSIATRA AMBONY – FANATANTERAHANA NY VELIRANON’NY FILOHAM-PIRENENA : MITOHY NY FANANGANANA FOTODRAFITR’ASA HO AN’NY POLISIM-PIRENENA :

Ho fanatanterahana ny velirano napetrak’Andriamatoa Filohan’ny Repoblikan’ny Madagasikara mahakasika ny fametrahana fandriam-pahalemana maharitra amin’ireo distrika rehetra manerana an’i Madagasikara dia tonga nitsidika ny faritra Matsiatra Ambony ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka niaraka tamin’ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana ary ny

FILAZANA FIKAROHANA

Ireto olona hita amin’ny sary ireto dia mpisoloky avokoa. Efa maro ny olona tratran’izy ireo indrindra ireny olona mpandeha amin’ireny toerana fialamboly ireny ( bar, karaoké…) . Mody hampireven’izy telo lahy ireo olona jonoiny no sady mampidera vola izy ireo.

FILAZANA NY FIDIRAN’NY MPIANATRA AFAKA TAMIN’NY FIFANINANA IDIRANA HO MPIANATRA POLISY TAONA 2019-2020

                                                                                            FILAZANA ILAZANA IREO REHETRA AFAKA TANTERAKA TAMIN’NY FIFANINANA HIDIRANA MPIANATRA HO POLISY FARANY TEO TAONA 2019-2020, MBA HANAO VISITE MEDICALE (MODELE N°03) ANY AMIN’NY “CENTRE HOSPITALIER” AKAIKY AZY INDRINDRA MANOMBOKA IZAO ARY MITONDRA NY VALIN’IZANY ANATY VALOPY MIHIDY TSARA

POLISIM-PIRENENA MIADY AMIN’NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA- FANAMORIANA MOTO : MAMPIRISIKA IREO MPANKAFY HIDITRA ANATIN’NY FIFANINANANA ARA-DALANA

Niara-niasa tamin’ny fikambanana « x’ inov créateur d’impact » izay nikarakara fifaninanana fanamoriana « moto » teny Imerikasinina ny Polisim-pirenena. Izany no natao dia ny hamporisihana ireo mpitondra moto hiditra amin’ny sehatry ny fanarahan-dalàna. Nisy ny fanentanana nataon’ireo Polisim-pirenena ho an’ireo mpanamory moto mba

FIFANINANA HIDIRANA HO POLISIM-PIRENENA

Ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka dia milaza amin’ny besinimaro fa misokatra ny fifaninanana handraisana mpianatra ho Polisim-pirenena taona 2020. Nv fifaninanana dia hotanterahana ny 27 sy 28 février 2021. Ny fotoana farany fanaterana ny antontan-taratasy ilaina @ fandraisanao Anjara @ fifaninanana dia

UNITÉ SPECIALE D’INTERVENTION – FARITRA TOAMASINA : ANDIAN-JIOLAHY MITAM-BASY SAIKA HANAO FANAFIHANA NO LAVON’ NY BALAN’NY POLISY

Saika hanao fanafihana mitam-basy tao amina tokantrano iray tao Toamasina ireto andian-jiolahy ireto no efa nandrasan’ny Polisy. Teo am-panatanterahana izany indrindra ireto olon-dratsy no efa voaodidin’ny Polisy saingy mbola nampiasa ireo fitaovam-piadiana teny aminy ireo jiolahy ka voatery nampiasa ny