DRSP ATSINANANA – FIFANDONANA NISY TEO AMIN’NY JIOLAHY MITAM-PIADIANA SY NY POLISY TAO TOAMASINA : ANKILANY POLISY MIISA 03 NARATRA VOAN’ NY BALAN’IREO OLON-DRATSY, ANDANINY JIOLAHY MIISA 03 LAVO NO BALAN’NY POLISY

Mafy ny fifandonana teo amin’ny Polisy sy ireo jiolahy mitam-piadiana saika hanao fanafihana cash-point tao Andranomadio. Tsy nisy tahotra ireto andian-jiolahy fa vao nahita ireto Polisy hisambotra azy dia tifitra variraraka no nasetrin’izy ireo izany. Vokany 03 ny Polisy voan’ny

FIVAPOVA – FIAROVANA IREO ZAZA AMIN’NY HERISETRA : AFA-PO SY NANDRAY LESONA IREO TONGA NAMONJY NY FAMELABELARAN-KEVITRA

Nahazo torohevitra mahakasika ny fiarovana ireo Zaza amin’ny herisetra mety hianjady aminy eny anivon’ny fiaraha-monina ireo olona tonga nihaino sy nandray anjara tamin’ilay famelabelaran-kevitra nokarakarain’ny FIVAPOVA tetsy amin’ny Plaza Ampefiloha. Nambaran’ny Ramatoa vadin’ny Minisitry ny filaminam-bahoaka RANDRIANARISON Holy, izay Filoha