DFIP/DRFC : POLISY MIISA 80 NAHAVITA FIOFANANA MOMBAN’NY « TECHNIQUES D’INTERVENTION PROFESSIONNELLE »

Nofaranana tetsy Anosy ny talata ny 30 aprily, tamin’ny alalan’ny fampisehoam-pahaizana sy fizarana « brevet » , ny fiofanana hoan’ireo Polisy niofana momban’ny « Techniques d’intervention Professionnelle ». 👉👉 Nandritra ny 20 andro izy ireo no nanaraka izany fiofanana izany izay niompana tamin’ny fanatsarana