‎👉 Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Kaomisaria ny Polisy ao Nosy-be Hell-Ville na hiantso ny laharana : ‎📱034 05 998 63
‎
‎✅️ Toy izao ny momba azy :
‎
‎👉ANARANA : ANDRIANIAINA
‎👉FANAMPINY : Fulgence
‎👉ADIRESY FARANY : Afro-Bar Ambatoloaka
‎ 👉ANTONY : Halatra sy fivadiham-pitokisana
‎
‎📣 FAMPAHATSIAHIVANA :
‎👮‍♂️ Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao

FILAZANA FIKAROHANA:ANDRIANIAINA Fulgence

Vous pourrez aussi aimer