🛡️ Ady amin’ny heloka bevava sy fiarovana ireo olona marefo.

📍 Nitrangàna ady niafara tamina tsindrona antsy tao amin’ny toerana fanadiovana fiara sy moto iray teny Bypass Alasora ny 21 Septambra 2026, tokony ho tamin’ny 08 ora 30 alina.

📌 Naratra mafy ilay niharam-boina ary namoy ny ainy rehefa tonga tany amin’ny toeram-pitsaboana.

👮‍♂️ Vantany vao naharay ny antso ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisaria Alasora dia niditra an-tsehatra avy hatrany ka nisambotra ilay voarohirohy tamin’ity raharaha ity.

âś… Mila mitandrina hatrany amin’ny fo rano mafĂ na sy ny tendrom-po tsy mba namana ka mety hahavitĂ na heloka bevava tahaka izao.

⚠️ Tsy mahafaty ny mandefitra ary fiarovan-tena tsara indrindra ny mandositra raha misy ny mampiahiahy ka hiteraka herisetra.

ALASORA : TSINDRONA ANTSY NITARIKA FAHAFATESANA, LEHILAHY IRAY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

Vous pourrez aussi aimer