– Misy kaonty Facebook sandoka mampiasa ny anarana sy ny sarin’ny Coordonnateur, Cheffe de l’Inspection Générale de la Police Nationale, ny Contrôleur Général de Police MARINJAHA Vavitafika Vololonandro.
– Entanina ny rehetra mba ho mailo, tsy hamaly hafatra, tsy hanao fifampiraharahana ary tsy hanome vaovao manokana amin’io kaonty io.
– Mangataka ny tsirairay mba hanao signalement ity kaonty sandoka ity mba hisorohana ny mety ho fisolokiana.
– Maro ireo fisandohana olona hita anaty Facebook, ankoatra ny fisolokiana, ka entanina ny rehetra ho mailo hatrany.
FAMPITANDREMANA – KAONTY FACEBOOK SANDOKA
